|
Mahaleo - Meloka lyrics
Fantatro fa tsy azo atao Meloka ny mitia anao Saingy tsy voatanan'ny foko Tiako an-tsokosoko Notanako am-po tsy hiloaka Noferako tsy navelako hivoaka Nefa Toa hery tsy hay hitoaina Tiako hodradradradraina [Chorus:] Fa eo ianao anilako eo Hitako sy reko feo Toa akaiky nefa tsy takatro Tsy ho ahy ianao fa fantatro Fa ny anao ny fo efa manan'tandrify Efa eny an-tratrany eny ianao no mitampify Ny ahy misy tady eny ambozonana Midiridiry tsy hay takomana Ny taonantsika ko mifanelanelana Izaho efa malazo enao vao vo mamelana Ianao hary elatra hety hisidina Izao efa hitsingidina [Chorus:] Ny tanantsika te hifanantona Nefa tsy nihaona akory, indreny nihantona Samy tia nefa tsy manantena Ny lalantsika tsy hifanena |
|
Last added lyrics |
---|
It Won't Be Soon Before Long by Maroon 5 |
Call Me Irresponsible by Michael Buble |
Pure & Natural by T-Connection |
Zakiya by Zakiya |
Jimmy Roses by Jimmy Roses |