|
Mahaleo - Salanitra lyrics
[Fafah] Il est souvent des mots Il est aussi des cris Que le coeur ensanglant Peut s'échappé sans bruit Faut-il que je te le dise (x2) Mais il est des moments Au silence éloquent Nous murmurent toujours Tous nos petits mots d'amour Faut-il que je te le dise (x2) Il sera des jours heureux Où tous nos mots et nos cris Deviendront pour nous deux L'espoir de notre vie Alors tiens fort ma main ma chère Ne dis rien, espères [Dadah] Misy ve ny fiteny Misy angamba filaza Ity fitia lava reny Tsy voaloaky ny vava Nefa tsy aleo aloa mangina (x2) Koa ho avy indray andro any Hangina koa ny tany Ary ny hiran'ny fitia No hanjaka ho doria Nefa tsy aleo aloa miandry (x2) Ho tojo isika roa Ao anaty lapa soa Ary ireo nofy teo aloha De ho tanteraka avokoa Salanitra isika roa (x2) |
|
Last added lyrics |
---|
Christmas Fantasy by Anita Baker |
It Ain't What U Wear It's How U Play It by Another Bad Creation |
Pleyel [live] by France Gall |
Zizanie by Zazie |
Love Lives Forever by Minnie Riperton |